|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voninkazo |
| Singan-teny | 2 vony, 3 hazo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a flower
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fleur
[1.8] 8 (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [1.196] |
| Ohatra |
9 voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817#]
10 Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529#79] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|