Entry vorombe sima
Elementary words vorombe ; sima
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" [1.1]
Explanations in French Intéressé, égoïste, méchant [1.3]

Updated on 2023/04/16