Entrée vorompotsy (vorona, fotsy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vorona fotsy, iray fianakaviana amin' ny vano, mivelona eny amin' ny hotsaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the white egret
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] aigrette
  [Hallanger 1974]
  [Tsimbazaza ] le héron garde-boeufs (Bubulcus ibis ibis)
Vocabulaire 
Nom scientifique Bubulcus ibis ibis
Synonymes kilandy ~ rainibao
Exemples  [Fox: Hainteny, numéro 269] Ny vorompotsy tsy mandao omby
ny fandiafasika tsy diso fitana

Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31