|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 zama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anadahin-dreny
[Tsimihety]
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/6) | 7 zama |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 ahitra any anaty rano
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 herbe aquatique
[1.3] 11 D'après Malzac : « herbe aquatique » ; on appelle, par exemple, asa-zama : le défrichement des marais en vue de leur mise en culture (de asa : travail ; et zama : végétation des marais). Nom donné à de nombreuses espèces de plantes de marais, notamment Pycreus tremulus (Poir.) C.B. Clarke, Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). Emplois en sparterie. Voir aussi zamana. [Betsimisaraka, Merina] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 13 asa zama |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/6) | 17 zama |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 (du nom créole « Jamrose »). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae). Arbre à fruit comestible. Commun le long des pistes sur le versant Est.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/6) | 22 ZAMA |
| Sokajin-teny | 23 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 i
[3.1] |
| Teny iditra (5/6) | 25 Zama |
| Sokajin-teny | 26 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
| Ohatra |
27 Masin-drazana io, zama, fa matokia ianao.
[2.643]
|
| Teny iditra (6/6) | 28 Zama |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Zaham
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Zaham
[2.996] |
| Voambolana | 32 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 33 Toko sy andininy momba Zama |
| Fivaditsoratra | 34 maza, ZAMA, zama, Zama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|