Entry hakitrokely
Elementary words ha- (hatra) ; kitrokely
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Hatreo amin' ny kitrokely ny halaliny [1.1]
Explanations in English As deep or high as the ankles [1.7]
Explanations in French Jusqu'aux chevilles [1.8]
Examples Ary nony nandeha niantsinanana ralehilahy, nisy famolaina teny an-tànany, ka nandrefy arivo hakiho izy, dia nampitainy ny rano aho, ka hakitrokely ny rano. [2.996]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/20