Entry | jemby | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word jemby | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |