Entry | mangidy (ngidy) | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza Masiaka: Mangidy ny sakay Mampahory izaitsizy, mampangirifiry Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina [1.1] | ||||
Explanations in English | Bitter [1.2, 1.7] | ||||
Explanations in French | Amer [1.8] | ||||
Examples | Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy.
[2.472] | ||||
Compound words |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word mangidy | ||||
Entry | mangidy | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Saro-tongavina [1.78] | ||||
Explanations in English | Expensive [1.7] | ||||
Explanations in French | Qui coûte cher [1.8] | ||||
Entry | mangidy (hidy) | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] mangidihidy [1.78] | ||||
Explanations in French | [Sakalava-Mayotte] Qui démange, qui donne envie de se gratter [1.405] | ||||
Entry | mangidy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in French | [Betsimisaraka, Sihanaka] (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [1.196] | ||||
Scientific name | Physena madagascariensis | ||||
Vocabulary | Botany ~ Health | ||||
Anagrams | diminga, mangidy |
Updated on 2023/06/18 |