Entry |
midoboka
(doboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
|
Explanations in English | To thump; to sound like a drum [1.7]
|
Explanations in French | Donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
|
Examples |
1 | Ny ranomasina midoboka moramora.
[2.499]
|
2 | Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy?
[2.69]
|
3 | Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo.
[2.356]
|
4 | Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato?
[2.471]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
midoboka |
Past : |
nidoboka |
Future : |
hidoboka |
|
Synonyms | |
|
Entry |
midoboka
(doboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]
|
|