Entry | ranombary tsy masaka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:
Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1] | |
Elementary words | ranombary ; tsy ; masaka | |
Updated on 2023/08/08 |