|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana 3 misy ny teny hoe : tavoahangy

Ohabolana 1Rano an-tavoahangy : maniry tany hita. [1.147 #R33]

Ohabolana 2Tavoahangy ranizina latsak' an-dovoka : alain-tsy azo, avela tsy foy. [1.147 #T50]

Ohabolana 3Tavoahangy ranizina : tsisy atriny. [1.147 #T49]

Fizahan-teny