|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manaika (aika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1] | |||||||||
| To collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manaika (haika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [Bezanozano] [ mañaika ] mihantsy [1.78] | |||||||||
| [Provincial] Same as mihaika [1.2] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|