|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandrindrina (rindrina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin' ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina varavarana ny zafikeliko Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an' itý zaza itý tao an' efitra tao ka nitomany foana tao izy Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony [1.1] | |||||||||
| To close [1.7] | |||||||||
| Fermer [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsy nanome tsiny azy ireo aho ankehitriny fa mandrindrina ny fakam-panahy!
[2.471] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mandrindrina (rindrina) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Enti-milaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | mandrindriña | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mandondona [1.78] | |||||||||
| Ohatra | Malaza ho be mpamosavy ny vohitra sasantsasany tsy maintsy lalovany ka nampitsangam-bolo azy roalahy isaky ny misy aloka iray mandrindrina.
[2.470] | ||||||||
| Teny iditra | mandrindrìna (rindrina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrindrina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|