Entry manangona (angona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explanations in English To collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explanations in French Rassembler, accumuler [1.13]
Examples Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphology 
Present : manangona
Past : nanangona
Future : hanangona
Imperative : manangòna
Proverbs 

Entry manangòna (angona)
Part of speech imperative of active verb manangona [full list]

Entry manangona
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [1.196]
Scientific name Sakoanala villosa
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20