Entry |
manohana
(tohana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy [1.1]
|
Explanations in English | To support, to prop up [1.7]
|
Explanations in French | étayer, soutenir [1.8]
|
Examples | Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
manohana |
Past : |
nanohana |
Future : |
hanohana |
Imperative : |
manohàna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manohàna
(tohana)
|
Part of speech | imperative of active verb manohana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|