|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miantsena |
| Fototeny | 2 tsena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny
[1.1] |
| Ohatra |
9 Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho.
[2.470#167]
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miantsena |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 miantsenà |
| Fototeny | 13 tsena |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 manañitse, miantsena, miantsenà, 16 misentaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|