Entry | mihinina > mihinana (hinana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To eat; to use up; to embezzle funds [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Manger; consommer; détourner des fonds [1.8] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] [ mihinaña ] Manger [1.405] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mihinana | ||||||||
Entry | mihinina > mihinàna (hinana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mihinana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||