Entry |
vodyrindrina > vodirindrina
|
Elementary words | vody ; rindrina |
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [ vody rindrina ] The base of a wall [1.7]
|
Explanations in French | [ vody rindrina ] Fond d'un mur [1.8]
|
| Soubassement du mur [1.13]
|
Examples |
1 | Vodirindrina no itampifiany
[2.470]
|
2 | Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy
[1.1]
|
3 | ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano.
[2.857]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|