Entry |
kinga
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
[1.1]
|
| Maila-pihetsika [1.13]
|
Explanations in English | Clever, quick, shrewd [1.7]
|
Explanations in French | Habile, leste [1.8, 1.13]
|
| Adroit, agile [1.13]
|
Examples |
1 | Kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka
[2.470]
|
2 | Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
kinga |
Imperative : |
kingà |
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry |
kingà
|
Part of speech | imperative of adjective kinga
|
Examples | Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao.
[2.4]
|
|
Entry |
kinga
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka,
vinany.
[1.19]
|
Vocabulary |
|