Entry | rava | |||||||||||||||
Part of speech | participle | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Ruined, destroyed [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Démoli, détruit [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Hyponyms | ||||||||||||||||
Anagrams | rava, vara |
Updated on 2023/08/12 |