<-
->

Mat / Mt 18:21 Then came Peter to him, and said, Lord, how oft shall my brother sin against me, and I forgive him? till seven times? Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan' ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin' ny impito va? Ary tamin' izay, nanatona azy Piera nanao hoe: Tompoko, raha diso impiry amiko moa ny rahalahiko no tokony hamela azy aho? Hatramin' ny impito va? Alors Pierre, s' avançant, lui dit : " Seigneur, combien de fois mon frère pourra-t-il pécher contre moi et devrai-je lui pardonner ? Irai-je jusqu'à sept fois ? "