<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 9:13 | Whiles by the experiment of this ministration they glorify |
satria ny fizahan-toetra anareo amin' izany fanompoana izany no ankalazany an' Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran' i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin' ny fiantrana ho azy sy ho an' ny olona rehetra; | Eny, ho hitan' ny maro amin' izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an' Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin' ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin' ny soanareo. | Ce service leur prouvant ce que vous êtes, ils glorifient |