Index

Proverbs : hadina

Proverb 1Aiza ny tany hadina no dia ho mby ao an-karona avokoa ? [2.653 #29, 2.974 #42]
Aiza no tany hadana no ho tonga ao an-karona daholo. [2.558]
French translationImpossible de mettre dans la corbeille toute la terre que la bêche a fouillée. [2.974 #42]

Proverb 2Isika izao anie ka mpianakavy iray ihany: hadina, iray fototra ; raofina, iray harona. [2.974 #404, 2.653]
French translationNous sommes tous d’une même famille : fouillez la terre, c’est la même souche ; ramassez le tout, c’est la même corbeille. [2.974 #404]

Index