Index

Proverbs : manonja

Proverb 1Mainka izany raha ranomasina, ranom-potaka aza manonja. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra lehibebe kokoa no sendra azy? [1.1]
Fiteny enti-maneso ireo be hambohambo foana amin' ny zavatra tsinontsinona. [1.1]

Index