Entry |
manonja
(onja)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1]
|
Explanations in English | To rise up in waves, to undulate. [1.2]
|
| To rise up in waves [1.7]
|
Explanations in French | Avoir les flots agités [1.8]
|
Examples | Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa...
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
manonja |
Past : |
nanonja |
Future : |
hanonja |
Imperative : |
manonjà |
|
Proverbs |
|
Entry |
manonjà
(onja)
|
Part of speech | imperative of active verb manonja
|
Explanations in French | [1.3]
|
|