Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mikabary | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Fandrotrarana Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1] Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Chiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mpantsaka mahay mikabary: handry ihany fa tsindrian' ny tavim-bilany. [2.165]
Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany, fa ambanin’ ny siny. [2.653] Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany fa ambanin' ny tany. [2.558 #2603] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un porteur d' eau grand discoureur: il parle bien mais sa tête est pressée par un têt de marmite (c. à. d. la cruche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||