Index

Proverbs : tafintohina

Proverb 1Miloloha lanitra ka lena, mandia tany ka tafintohina. [2.558 #2346]

Proverb 2Tsy raharahan' ny jamba ny tafintohina, fa raha lavo izy miarina. [2.558 #4786]

Index