Index

Proverbs : taontaonkafa

Proverb 1Tsy ny fahamaroan' ny vorona, fa ny kankafotra mahalala taona. [2.558 #4767]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny kankafotra no famantaran-taona. [2.415 #3157, 2.653]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny taontaonkafa no famantaran-taona. [2.415 #3157]
Tsy ny fahamaron’ ny vorona, fa ny taotaonkafa no famantaran-taona. [2.653]
French translationCe n'est pas la multitude des oiseaux mais le kankafotra qui est la marque de la saison. [2.414]
French interpretationPas n'importe qui, ni n'importe quoi ; le cri du kankafotra annonce qu' il est temps de travailler les rizières. [2.415 #3157]

Index