Entrée afara (fara)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975, Rajemisa 1985] aoriana
  [Rakotosaona 1975] [Bara, Tandroy] manaraka
  [Rakotosaona 1975] [Tandroy] ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995]
Morphologie 
afara
afarako
afaranao
afarany
afarantsika
afaranay
afaranareo
afaran'
afaran-
afaram-
Synonymes añafara
Exemples 
1 [Rajemisa 1985] Ianao mandehana avy ao afara
2 [Andraina: I Vola, page 74] Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika.
3 [Callet: Tantara, page 1006] fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara
4 [Andraina: I Vola, page 139] fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao.

Entrée afara
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] rehefa avy eo
Synonymes afarana

Mis à jour le 2020/07/31