Entry | 1 famantaranavaratra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Instrument |
Explanations in Malagasy |
4 Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1] |
Explanations in English |
5 The mariner's compass [1.2] 6 A compass [1.7] |
Explanations in French |
7 Boussole [1.8] |
Examples |
8 Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471] |
Elementary words | 9 famantarana, avaratra |
Updated on 2023/06/15 |