Entrée mam > ma
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] omby
  [Rajemisa 1985] Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the lowing of cattle
Explications en français  [Hallanger 1974] beuglement des boeufs
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes mama

Entrée mam > ma~
Partie du discours préfixe [Mots avec ma~]
Explications en anglais  [Hallanger 1973] prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to
Explications en français  [Hallanger 1974] prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita
  [Beaujard 1998] prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-]

Entrée mam > ma
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en français  [David: Dialectes (takila M)] [Tankarana] interjection d'admiration.

Entrée mam > ma
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] moa

Entrée mam > ma
Partie du discours adjectif féminin
Explications en malgache  [Malzac 1893] -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko
  [Sims 1969] -ko. Ma chère, ry malalako

Entrée mam > man~
Partie du discours préfixe [Mots avec man~]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy:
¶ a) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono;
¶ b) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona;
¶ d) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary
¶ e) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina
¶ f) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo
¶ g) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man
¶ h) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka;
¶ i) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives
Explications en français  [Hallanger 1974] préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs
Morphologie 
man~
mam~
Analogues  mam-
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot man~ (2): Mandoto, Mandrevo

Entrée mam > man
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Hallanger 1973] lahy: a male, a man; a husband
¶  lehilahy: a man
¶  olombelona: a mortal man; mankind
¶  olona: a human being, man

Entrée mam > mana~
Partie du discours préfixe [Mots avec mana~]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo
Explications en anglais  [Hallanger 1973] variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll

Entrée mam > mana
Partie du discours nom
Explications en français  [David: Dialectes (takila M)] [Tankarana] calamité

Entrée mam > maña
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma.
Vocabulaire 
Nom scientifique Dombeya andapensis

Entrée mam > mana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra
Vocabulaire