Entry manakombona (kombona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana
Tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [1.1]
Explanations in English To close the lips or a book, etc [1.7]
Explanations in French Fermer les lèvres; fermer un livre, etc [1.8]
Examples Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary. [2.996]
Morphology 
Present : manakombona
Past : nanakombona
Future : hanakombona
Imperative : manakomna
Analogs  manakatona ~ manakimpy

Entry manakomna (kombona)
Part of speech imperative of active verb manakombona [full list]

Updated on 2023/01/20