Entrée mandamina (lamina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
¶ Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra
Explications en anglais  [Richardson 1885] to arrange, to set in order
Explications en français  [Hallanger 1974] arranger, mettre en ordre; réconcilier
Morphologie 
mandamina
nandamina
handamina
mandana
Synonymes mandahatra ~ mampirina ~ mandrindra ~ manala olana ~ mampirindra ~ mikirakira ~ mandanto ~ mandravona ~ mamboatra ~ mikojakoja ~ mikarakara ~ mikajikajy
Exemples  [Callet: Tantara, page 692] Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia;

Entrée mandamìna (lamina)
Partie du discours impératif du verbe actif mandamina [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31