|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihira
Fototeny  2 hira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Antesaka+Tanosy] milalao [1.78]
5 Manao hira: Mihira ny mpianatra
6 Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to sing; to amuse oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 chanter; s'amuser [1.8]
Ohatra  9  Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [2.470#138]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manainga feo, 15  manandrapeo, 16  manao angoa-tenda, 17  manao beson-kira, 18  manao fasiny, 19  manao feo an-doha, 20  manao feo voalohany, 21  manao saikiny, 22  mandredona, 23  miantsa, 24  mikalo, 25  mikalokalo, 26  miredona, 27  mitanisa, 28  mitoloko, 29  mitoreo, 30  mivazo, 31  mivetsovetso
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how mihira
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 34  mihirà
Fototeny  35 hira
Sokajin-teny  36  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  37 mihary, mihira, mihirà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21