Entrée mitahiry an-karon-doa-body (tahiry, harona, loaka, vody)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1]
Explications en français Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415]

Mis à jour le 2021/11/19