Entry | Nehemia | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy sy Hanany rahalahiny [1.38] | |
Explanations in English | Nehemiah [2.996] | |
Explanations in French | Néhémie [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Nehemia | |
Entry | Nehemia | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38] | |
Explanations in English | Nehemiah [2.996] | |
Explanations in French | Néhémie [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Nehemia | |
Entry | Nehemia | |
Part of speech | name (biblical) | |
Explanations in Malagasy | Zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38] | |
Explanations in English | Nehemiah [2.996] | |
Explanations in French | Néhèmya [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Nehemia | |
Entry | Nehemia | |
Part of speech | name (biblical book) | |
Explanations in English | Nehemia: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |
Explanations in Malagasy | [1.38] | |
Explanations in English | Nehemiah: one of the books of the Bible [2.996] | |
Explanations in French | Néhémie: un des livres de la Bible [2.996] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Updated on 2020/07/31 |