Entrée ny arivo lahy tsy maty indray andro
Partie du discours locution
Explications en malgache teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31