Entrée | tandrefana (t~, andrefana) | ||||||
Partie du discours | nom ou adverbe | ||||||
Explications en malgache | Enti-milaza ny olona avy any andrefana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny io, dia entina milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa ilentehan' ny masoandro, dia i Eoropa izany, Amerika... mifanohitra amin' ny Tatsinanana, karazan' olona monina amin' ny ilany atsinanana amin' ny tany (Azia, Japana...) [Rajemisa 1985] | ||||||
Explications en anglais | the west people [Hallanger 1973] | ||||||
Explications en français | les Occidentaux [Rajaonarimanana 1995] | ||||||
les gens de l'Ouest [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Analogues | tatsimo ~ tatsinanana ~ tavaratra | ||||||
Exemples |
| ||||||
Mis à jour le 2021/11/08 |
![]() |