|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Tavaratra
Singan-teny  2t~, 3avaratra
Sokajin-teny  4 anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny olona avy any avaratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the north people. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7les gens du nord. [1.8, 1.5]
Ohatra  8 Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny tavaratra, Ny Tsikoa, Ny Tatsimo [2.113#21]
9 Ny maintingoro tsy misehoseho foana fa ao raha, hoy ireo Betsimisaraka tavaratra. [2.643#57]
10 Tonga nananika an'Ambohitrabiby ny Sihanaka sy ny Bezanozano nampian'ny tavaratra. [2.508#342]
Mpanahaka  11 tandrefana, 12 tatsimo, 13 tatsinanana

Teny iditra (2/2)14 tavaratra
Singan-teny  15t~, 16avaratra
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny frantsay  18(de avaratra : au nord). Nom général des végétaux qui aiment le nord, c'est-à-dire l'exposition la plus ensoleillée, nous sommes dans l'hémisphère sud et le soleil passe au nord à midi. Suivant les dialectes, ce nom a été relevé pour :.
19Antidesma petiolare var. brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae). Petits fruits charnus, comestibles, utilisés aussi pour produire de l'alcool après fermentation ; Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 8357.. [Tankarana]
20Potameia crassifolia Kosterm. (Lauraceae).. [Sihanaka]
21Potameia incisa Kosterm. et Beilschmiedia madagascariensis (Baill. ) Kosterm. (Lauraceae).. [Betsimisaraka]
22Potameia rubra Kosterm. (Lauraceae) ; trichilia ou Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 14165 ; voir aussi tavaratrafotsy, Clerodendrum macrocalycinum Baker et Clerodendrum arenarium Baker (Lamiaceae). Arbustes à fleurs très décoratives.. [Bezanozano]
23Potameia chartacea Kosterm. (Lauraceae).. [Tanala]
24Potameia reticulata Kosterm. (Lauraceae).. [Betsileo]
25Ravensara perrieri Dubard & Dop (Lauraceae).. [Bara] [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  27 Tavaratra, tavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06