Entry | 1 Tatsinanana |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1] |
Explanations in English |
4 The east people [1.7] |
Explanations in French |
5 Les Orientaux [1.5] 6 Les gens de l'Est [1.8, 1.5] |
Examples |
7 Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy. [2.296#37] 8 Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. [2.285#110] 9 Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. [2.285#76] |
Elementary words | 10 t~, atsinanana |
Titles |
|
Updated on 2024/09/03 |