Entrée |
tena
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
vatana [Rakotosaona 1975]
|
| Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga ¶ Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra ¶ Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | the self; the very thing; the body [Hallanger 1973]
|
Traduction française | soi-même; le corps; la chose même [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
tena
tenako
tenanao
tenany
tenantsika
tenanay
tenanareo
tenan'
tenan-
tenam-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|
Entrée |
tena
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [Rajemisa 1985]
|
|