Entry varotra an' elakela-trano
Elementary words varotra ; elakelaka ; trano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny [1.1]
Synonyms varotra an-kobohobo

Updated on 2023/05/23