<-
->

Eze / Ez 3:15 Then I came to them of the captivity at Telabib, that dwelt by the river of Chebar, and I sat where they sat, and remained there astonished among them seven days. Dia tonga tany amin' ny babo tany Telabiba aho, dia teo amin' izay nonina teo amoron' ny ony Kebara, teo amin' izay nipetrahany, ary mandritra ny hafitoana dia tahaka ilay torana iny aho. Dia tonga tany Tel-Abida aho, tany amin' ireo babo, nonina teo amoron' ny ony Kobara, sy tany amin' ny tany nonenany; ka nandritra ny hafitoana aho, dia ankona foana teo afovoan' izy ireo. J' arrivai à Tell Abib, chez les exilés installés près du fleuve Kebar; c' est là qu' ils habitaient, et j' y restai sept jours, frappés de stupeur, au milieu d' eux.