<-
->

Lio / Lk 22:55 And when they had kindled a fire in the midst of the hall, and were set down together, Peter sat down among them. Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera. Ary nampirehitra afo teo afovoan' ny tokotany ny olona, dia nipetraka nanodidina, ka mba niara-nipetraka taminy teo koa Piera. Comme ils avaient allumé du feu au milieu de la cour et s'étaient assis autour, Pierre s' assit au milieu d' eux.