<-
->

Lio / Lk 24:12 Then arose Peter, and ran unto the sepulchre; and stooping down, he beheld the linen clothes laid by themselves, and departed, wondering in himself at that which was come to pass. Fa Petera nitsangana, dia nihazakazaka nankany amin' ny fasana; ary niondrika izy ka nahita ny lambam-paty mipetraka mitokana; dia lasa nody izy sady gaga noho ny zavatra izay tonga teo. Piera kosa anefa dia nitsangana nihazakazaka nankany amin' ny fasana, ary niondrika izy, fa ny lambam-paty ihany no hany hitany tao ka lasa nody, gaga foana noho ny zava-niseho tao. Pierre cependant partit et courut au tombeau. Mais, se penchant, il ne voit que les linges. Et il s' en alla chez lui, tout surpris de ce qui était arrivé.