<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 7:44 | And he turned to the woman, and said unto |
Ary Jesosy nitodika nijery an-dravehivavy ka nanao tamin' i Simona hoe: Hitanao va io vehivavy io? Niditra teto an-tranonao Aho; nefa tsy mba nanome Ahy rano hanasana ny tongotro ianao; fa izy kosa nahakotsa ny tongotro tamin' ny ranomasony, dia namaoka azy tamin' ny volon-dohany. | Dia nitodika an-dravehivavy izy ka nanao tamin' i Simona hoe: Hitanao va io vehivavy io? Niditra teto an-tranonao aho, fa hianao tsy nanome rano hanasako tongotra, izy kosa nanondraka ny tongotro tamin' ny ranomasony sy namaoka azy tamin' ny volon-dohany. | Et, se tournant vers la femme : " Tu vois cette femme ? dit-il à |