Index

Proverbs : maody

Proverb 1Mahery tsy maody tsy ela velona. [2.415 #6289, 2.558 #1875, 1.1]
Mahery tsy maody tsy mba ela velona. [2.165 #1150, 2.653 #1419]
Ny mahery tsy maody tsy ela velona. [1.1]
Raha mahery tsy maody tsy ela velona, osa mahira-tsaina, saro-bonoina. [2.558 #3605]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. [1.1]
Tokony hitandrina sy ho malina ny matanjaka sao sendra ny tampoka tsy maha-lehilahy. [1.1]
French translationCelui qui est fort mais imprudent ne peut vivre longtemps. [2.415 #6289]
Qui est fort sans être prudent n' aura pas longue vie. [2.165 #1150]
French interpretationIl ne faut pas s'exposer au danger. [2.415 #6289]

Proverb 2Raha mahery tsy maody, dia enjehin’ ny osa. [2.165 #1151, 2.415 #6323, 2.653 #2677]
French translationEn étant fort sans être prudent, on se fait poursuivre par les faibles. [2.165]
Si vous êtes fort mais imprudent, vous serez la proie des faibles prudents. [2.415 #6323]

Proverb 3Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [2.558 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [2.653 #2703]

Index