Entrée matanjaka (tanjaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
¶ Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
¶ Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana
Mitovy hevitra: be aina ~ be sandry ~ mafy ~ mahery ~ matomboka ~ tomady [1.1]
Explications en anglais strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
Explications en français fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
Morphologie 
Présent matanjaka, matanjak', matanja-
Passé natanjaka, natanjak', natanja-
Futur hatanjaka, hatanjak', hatanja-
Impératif matanjaha
Dérivés 
Mots composés 
Exemples 
1Fantatra fa matanjaka I Feno. [2.472]
2Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944]
3Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643]
4Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20