Entry sainy > saina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity
Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany
Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1]
Explanations in English The mind, the intellect [1.7]
Explanations in French L'esprit, l'intelligence [1.8]
Examples 
1Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
2Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
3Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
4Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : saina, saiko, sainao, sainy, saintsika, sainay, sainareo, sain', sain-, saim-, sai-
Prefixed : -tsaina, -tsaiko, -tsainao, -tsainy, -tsaintsika, -tsainay, -tsainareo, -tsain', -tsain-, -tsaim-, -tsai-
Derivatives 
 
Compound words 
Hyponyms Sakafontsaina (Andrianjafitrimo Edouard)
Proverbs 

Entry sainy > saina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1]
Explanations in English An ensign, a flag, a banner [1.7]
Explanations in French Drapeau, bannière [1.8]
Morphology 
Simple : saina, saiko, sainao, sainy, saintsika, sainay, sainareo, sain', sain-, saim-, sai-
Prefixed : -tsaina, -tsaiko, -tsainao, -tsainy, -tsaintsika, -tsainay, -tsainareo, -tsain', -tsain-, -tsaim-, -tsai-
Synonyms fanevam-pirenena
Compound words 
Origin French: enseigne.
Article 

Anagrams 

Entry sainy > saika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Derivatives 
Compound words 

Entry sainy > saika
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
Mitovy hevitra: kasa
Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Explanations in English Almost [1.7]
Explanations in French Presque [1.8]
Examples 
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
2Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Synonyms saiky

Anagrams 

Entry sainy > say
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Entendement, esprit, idée, intelligence, pensée, preuve  - > abile, azo, dinike, eretseretse, fetse, fife, hay, hevitse, hihitse, hilala, kante [1.68]
Derivatives 

Entry sainy > say
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  milaza, miteny [1.17]
  hoy, hono [1.7]

Anagrams