|
|
|
|

Entry1  takiba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1]
5  ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13]
Explanations in French  6  flanc [1.13]
Synonyms  7  ila, tehezana
Other spellings  8  takibaka
Holonym 

Anagrams  9  bitaka, tabika, takiba

Updated on 2023/08/06