|
|
|
|

Entry1  takibaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
Vocabulary  6  Biology
Explanations in Malagasy  7  lanivoa [Bezanozano] [1.78]
8  Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja
9  Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1]
Explanations in French  10  le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes
11  la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3]
Other spellings  12  takiba
Holonym 

Updated on 2023/08/07